Dikan'ny teny : fijejojejo

Hampiditra dikany vaovao
1 (jejo, jejojejo) a.: Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin'ny fihetsika na amin'ny fitafy mba hisintonana ny mason'ny olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel