Dikan'ny teny : fijefijefena

Hampiditra dikany vaovao
1 (jefy, jefifefy) a.: Fanaovana fihetsehana tsy dia maotina loatra mba hirehan'ny mason'ny olona any amin'ny tena, fipelipelehana noho ny hajejoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel