Dikan'ny teny : fijanonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (janona) a.: Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika. 1 Fitoerana ela:Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina 1 Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fdjanonana isaky ny faran'ny fehezanteny, 1 Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo f?anonana roa vola-na ny mpianatra isaky ny faran'ny taom-pianarana. 1 Toerana fandalovan'ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin'ny fijanonana manaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel