Dikan'ny teny : fijajirihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jajirika) a.: Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray ny fijajirihako teo ambaravaranareo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel