Dikan'ny teny : fihozongozona

Hampiditra dikany vaovao
1 (hozongozona) a.: Toetran'ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy efa malemy mila hianjera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel