Dikan'ny teny : fihozohozo

Hampiditra dikany vaovao
1 Fangozohozo (hozohozo) a.: Toetran'ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel