Dikan'ny teny : fihontsonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hontsona) a.: Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan'ity vato ity. ~ Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin'ny tarehiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel