Dikan'ny teny : fihoninkonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (honinkonina) a.: Fomban'ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidraho drahoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel