Dikan'ny teny : fihomboana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hombo) a.: Firaiketana amin'ny,,., fifantsihana amin'ny...: Ny fihomboan'i Kristy teo amin'ny hozofijaliana. 1 Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran'nY havany azy tany amin'ny hopitaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel