Dikan'ny teny : fihohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hohoka) a.: Fomba entina mihohoka, toetran'ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel