Dikan'ny teny : fihohofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hohoka) a,: Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan'ny uilany no tsy nilelafan'ny alika ny tao anatiny. ? Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana, • Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin'ny zavatra ixay ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahtta ny fihohofan-dreniny teo amin'ny nofo mangatsiakan'ilay zonany, • Fia-sana tsy miroa fo: Fihohofana tamin'ny asa no nahauitana itony boky itony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel