Dikan'ny teny : fihodivirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hodivitra) a.: Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran'ny andry, ? Fihodinana any amin'ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny tmno no tsy nahazoana azy. •Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany. ~ Ny manodidina ny takolaka eo akaikin'ny sofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel