Dikan'ny teny : fihoakoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hoakoaka) a.: Feo ataon'izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan'ireto ankizy ireto rehefa mihira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel