Dikan'ny teny : fihizina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hizina) a,: Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin'ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin'ny aotobisy amin'ny firavan'ny mpiasa sy ny mpianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel