Dikan'ny teny : fihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ahitra mantra. ~ Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra marnaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly. Ahitsio
2 a,: Fitazonana sy famikirana amin-kiry (fer. Fikitra). - t.i.f.: Fihirina, afihitra, voafihitra, tafafihitra / mamihitra, famihitra, mpamihitra / amilrirana, famihirana 1 mifihitra, fifihitra, mpifihitra 1 ifihirana, fifihirana / mahafihitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel