Dikan'ny teny : fihisatra
Hampiditra dikany hafa
(hisatra) a.: Fomba famindra miadana tsikelikely, famindrana miadana taikelikely: Endre izany fihisatry ny fotoana rehefa misy zavatra andrasana mafy!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha