Dikan'ny teny : fihinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fihina) mt.ih. (fihino): Tazonina mafy amin'ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy. 1 Tazonina mafy amin'ny tanna roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan'ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany. ΒΆ M.h,: Giazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel