Dikan'ny teny : fihinanana
Hampiditra dikany hafa
(hinana) a.: Asa a-tao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina. ? f t.m.: Karama: Tsy hisy hanao an'io raha tsy misy fihinanana kely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha