Dikan'ny teny : fihina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitazonana mafy amin'ny tanna tokan atao mikainkona na amin'ny ta-nana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan'ilay voatana mikofoka. - t.i.f.: Fihinina, voafihina 1 mamihina, famihina, mpamihina 1 amihinana, famihinana 1 mifihina, fifihina, mpifihina 1 ifihinna, fifihinana 1 mahafihina. - F.-p.: Fihi-mamba: fitanana mafy tsy afa-mivaha intsony. /Manao am-pihi-mamba: tsy mamela izay azo (enti-milaza olona tia tena, mpanao mamifovelona) / Fihimbava: fihazonana ny vava tsy hiteny afa-tsy izay tokony holazaina. / Fihin-kaia: fitiavan-tena. / Vary iray fihina: vary eran-tanan'ila voaray rehefa mijinja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel