Dikan'ny teny : fihiforana

Hampiditra dikany hafa
(hifotra) a.: Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny fihiforan'ny tevika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085