Dikan'ny teny : fihifihy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana no-ho ny tahotra, fllrararetan fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana. - t.i.f.: Mifihifihy, fifihifihy, mpifihifihy / ifihifihiana, fifihifihiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha