Dikan'ny teny : fiheverana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hevitra) a.: Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry. ~ Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika. • Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel