Dikan'ny teny : fihetsiketsehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hetsiketsika) a,: Fivorivoriana ataon'olona manan-javatra angatahina na takina amin'ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel