Dikan'ny teny : fihetsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hetsika) a.: Fomba fandeha: Mihodinkodina amin'ny tenany ihany no fihetsiky ny tany. ? Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik'iny Rangahy iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel