Dikan'ny teny : fihetsehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hetsika) a.: Fihevingevenan'ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo, ~ Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan'i Jaona. ? Fiovana tampoka amin'ny fandehan'ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel