Dikan'ny teny : fiheninkenenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (heninkenina) a.: Fisahiranana amin'ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran'ny trano: Tsy miooaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin'ny fiheninkenenana eran'ny trano ny androny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel