Dikan'ny teny : fihenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hena) a.: Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? ~ Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan'ny mponina amin'it? tanĂ na ity. 1 Fisintonana: Fihenan'ny rano tondraka. ~ Fandroronana, fitambotsorana: Manomboka ny fihenan'ny sain'ity antibavy ital. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel