Dikan'ny teny : fihemorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hemotra) a.: Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran'ny tafika teo anoloan'ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo. ~ Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin'ny fifidianana. ? Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran'ny rano. ~ Fihenana: Fihemoran'ny vidim-bary ixao fararano izao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel