Dikan'ny teny : fihaza

Hampiditra dikany vaovao
1 (haza) a.: Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka. ~ p.t.: Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel