Dikan'ny teny : fihatsarambelatsihy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara-velatsihy) a.: Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel