Dikan'ny teny : fihatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hatsaka) a.: Antsy kelin'ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. - F,-p,: Tsy filo tsy fihatsaka: tsy faniaitra tsy antsy; izany hoe tsy mana na inona na inona. Ahitsio
2 p.t.: Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka. ΒΆ M. h,: jar. Fetsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel