Dikan'ny teny : fihatahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hataka) a.: Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin'ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin'ny namana ratsy. ? Fikisahana, fitanilanac Fihatahana mba handehanan'ny lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel