Dikan'ny teny : fihary

Hampiditra dikany vaovao
1 (hary) a.: Fomba entina mihary, mitady. ? p.t.: Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary. Ahitsio
2 a,: Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin'ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony,,. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel