Dikan'ny teny : fihaonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (haona) a.: Fifanenana, fifankahitan: Teny an-tsena no nifankahitan'ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana, 1 Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel