Dikan'ny teny : fihantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hantsika) a,: Fomban'ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik'iny Rangahy iny rehefa mandeha, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel