Dikan'ny teny : fihamboana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hambo) o,: Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatsa na toetra tsy anana• na; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran'ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel