Dikan'ny teny : fihalorana

Hampiditra dikany hafa
(halotra) a.: Fangaronana zavatra, fakana zavatra amin'ny tanana ao anaty lavaka: Amin'ny alina no fihalorana ny foza sy ny orana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0726