Dikan'ny teny : fihalontralona

Hampiditra dikany vaovao
1 (halontralona) a.: Fomban'ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon'ny firavaka volamena nanaovany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel