Dikan'ny teny : fihalohaloana

Hampiditra dikany vaovao
1 (halohalo) a.: Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel