Dikan'ny teny : fihaingoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (haingo) a.: Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena. t• Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel