Dikan'ny teny : figabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (gabaka) a.: Fomba na fisehoan'ny rano migabaka, toetran'ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin'ny tondra-drano farany tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel