Dikan'ny teny : fifoterana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fotitra) a.: Fiverenana amin'ny fana indray ny nataon'ny tena tamin' ny hafa: Namono an'io bibi-lava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel