Dikan'ny teny : fifosana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fosa) a,: Fanamavoana, filazana ny hadisoana takona nataon'ny namana tsy eo anatrehany. - F,•p,: Fosan-kavana: fanalam-baraka na fanaratsiana ataon'ny havana. / Fosan'olona: tsaho honohono. / Fo-sa vova: tati-teny marina na diso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel