Dikan'ny teny : fifohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (foka) a.: Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky. 1 Fampldirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara. 1 Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan'ny hainandro ny rano eran-tany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel