Dikan'ny teny : fifitsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fitsaka) a.: Fihafisahana, fifintinana, fipetrahana tsy mihetsiketsika amin'ny toerana iray; fierena, fiafenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel