Dikan'ny teny : fifaliana

Hampiditra dikany hafa
(faly) a.: Firavoana: Androm-pifaliona • Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko. 1 Filalaovana: Tia fifaliana ny tancera, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0619