Dikan'ny teny : fierona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fieronana (erona) a,: Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron'ilay alika, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel