Dikan'ny teny : fiefana

Hampiditra dikany vaovao
1 (efa) a.: Fiafarana: Ny ranomasina no fiefon'ny rano rehetra. / ~ H,o.: Ny fitsarana tampony no fiefan'ny ady rehetra. 1 Ny mahay indrindra: Rakoto no fiefana amin'ny mpanjaitra eto antanĂ na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel