Dikan'ny teny : fidonanahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dononaka) a.: Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin'ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel