Dikan'ny teny : fidodododoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dodododo) a.: Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin'ny fidodododoanareo mamangy anay amin'izao fahoriana (-zao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel